16 Ary ahoana moa no hahafantarana fa mahazo sitraka aminao izaho sy ny olonao? Tsy amin’ny fandehananao miaraka aminay ve?+ Amin’izay dia hiavaka amin’ny firenena hafa etỳ ambonin’ny tany izaho sy ny olonao.”+
10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+