- 
	                        
            
            Deoteronomia 4:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
34 Sa Andriamanitra efa mba nanandrana naka firenena ho an’ny tenany avy tamin’ny firenena iray, tamin’ny alalan’ny fizahan-toetra,+ sy famantarana,+ sy fahagagana,+ sy ady,+ sy tanana mahery,+ sy sandry nahinjitra,+ ary zavatra tena mampahatahotra,+ toy izay rehetra nataon’i Jehovah Andriamanitrareo ho anareo teo imasonareo, tany Ejipta?
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            2 Samoela 7:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
23 Ary firenena iza eto an-tany no tahaka ny Israely olonao,+ izay navotan’Andriamanitra ho olony?+ Nataon’Andriamanitra izany mba hampahalaza ny anarany.+ Nanao zavatra lehibe sy mampahatahotra+ ho azy ireo koa ianao, ka nandroaka an’ireo firenena sy ny andriamanitr’ireny, noho ny amin’ny olonao izay navotanao+ ho anao avy tany Ejipta.
 
 -