Jeremia 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+ 1 Jaona 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Avy amin’Andriamanitra ianareo, ry zanako malalako, ary efa naharesy an’ireny olona ireny,+ satria ilay tafaray+ aminareo dia lehibe noho+ ilay tafaray amin’izao tontolo izao.+
5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+
4 Avy amin’Andriamanitra ianareo, ry zanako malalako, ary efa naharesy an’ireny olona ireny,+ satria ilay tafaray+ aminareo dia lehibe noho+ ilay tafaray amin’izao tontolo izao.+