- 
	                        
            
            Ezekiela 6:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        9 Dia hahatsiaro ahy ireo sisa tavela ireo, any amin’ireo firenena hitondrana azy ho babo.+ Hotsaroan’izy ireo koa fa ory dia ory aho satria tia fijangajangana ny fon’izy ireo ka niala tamiko,+ ary mibanjina an’ireny sampiny maharikoriko ireny ny mason’izy ireo noho ny fikendrena hijangajanga.+ Koa ho hita eo amin’ny endrik’izy ireo fa haharikoriko azy ny zava-dratsy vitany, dia ny zava-mahatsiravina rehetra nataony.+ 
 
-