FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 20:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo ho anareo, mba hamonjena anareo.’+

  • Josoa 10:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Tao anatin’ny fe-potoana iray ihany+ no namaboan’i Josoa an’ireny mpanjaka rehetra ireny sy ny taniny, satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely no niady ho an’ny Israely.+

  • 2 Tantara 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 ka hoy izy: “Mihainoa, ry Joda rehetra sy ry mponin’i Jerosalema, ary ianao koa ry Josafata Mpanjaka! Izao no lazain’i Jehovah aminareo: ‘Aza matahotra+ na mihorohoro noho ny amin’io vahoaka be io, satria tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.+

  • Romanina 8:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara