6 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra noho ny amin’ireo,+ fa rahampitso tokotokony ho amin’ny ora toy izao no hanolorako azy rehetra ho faty eo an-tanan’ny Israely. Hotapahinao ny hoza-tongotry ny soavaliny,+ ary hodoranao ny kalesiny.”+
7 “Mahereza sy matanjaha!+ Aza matahotra+ na mihorohoro+ noho ny amin’ny mpanjakan’i Asyria+ sy ny olona rehetra miaraka aminy,+ fa ny momba antsika dia betsaka noho ny momba azy.