Mpitsara 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary niakatra ny zanak’Israely ka nitomany+ teo anatrehan’i Jehovah mandra-paharivan’ny andro, ary nanontany an’i Jehovah hoe: “Mbola handeha hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahiko indray ve aho?”+ Dia hoy i Jehovah: “Miakara hiady aminy.”
23 Ary niakatra ny zanak’Israely ka nitomany+ teo anatrehan’i Jehovah mandra-paharivan’ny andro, ary nanontany an’i Jehovah hoe: “Mbola handeha hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahiko indray ve aho?”+ Dia hoy i Jehovah: “Miakara hiady aminy.”