Levitikosy 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary aza mianiana lainga amin’ny anarako,+ ka manazimbazimba ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah. Mpitsara 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nianiana tany Mizpa+ ny lehilahy israelita hoe: “Tsy hisy amintsika hanome ny zanany vavy ho vadin’ny Benjamita.”+ Salamo 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Laviny tanteraka ny olona fanamavo,+Fa izay matahotra an’i Jehovah no hajainy.+Tsy mivadika amin’ny fianianany izy, na dia mitondra fahavoazana ho azy aza izany.+ Matio 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+
12 Ary aza mianiana lainga amin’ny anarako,+ ka manazimbazimba ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.
21 Ary nianiana tany Mizpa+ ny lehilahy israelita hoe: “Tsy hisy amintsika hanome ny zanany vavy ho vadin’ny Benjamita.”+
4 Laviny tanteraka ny olona fanamavo,+Fa izay matahotra an’i Jehovah no hajainy.+Tsy mivadika amin’ny fianianany izy, na dia mitondra fahavoazana ho azy aza izany.+
33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+