FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy namely azy ireo anefa ny zanak’Israely, satria ny mpiadidy vahoaka efa nianiana+ tamin’izy ireo tamin’ny anaran’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+ Ary ny vahoaka manontolo dia nimenomenona tamin’ny mpiadidy.+

  • Mpitsara 11:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Koa raha vao nahita azy i Jefta, dia nandrovitra ny fitafiany+ sady nilaza hoe: “Indrisy, ry zanako vavy! Nampitanondrika ahy tokoa ianao, ary ianao indray ity no noroahiko. Fa efa niloa-bava tamin’i Jehovah aho, ka tsy afaka mivadika amin’ny teniko.”+

  • Salamo 50:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fisaorana no atolory ho sorona ho an’Andriamanitra,+

      Ary efao amin’ny Avo Indrindra ny voadinao.+

  • Matio 5:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara