Nomery 30:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny olona iray, na mianiana+ ka mivoady fa hifady zavatra,+ ary ny ainy no ataony antoka, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy,+ fa tokony hotanterahiny izay rehetra naloaky ny vavany.+ Matio 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+
2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny olona iray, na mianiana+ ka mivoady fa hifady zavatra,+ ary ny ainy no ataony antoka, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy,+ fa tokony hotanterahiny izay rehetra naloaky ny vavany.+
33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+