Deoteronomia 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny Sidonianina niantso an’i Hermona hoe Siriona,+ fa ny Amorita niantso azy hoe Senira.+ Josoa 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ny tanin’ny Gebalita+ sy i Libanona manontolo manandrify ny fiposahan’ny masoandro, hatrany Bala-gada+ eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata;+
5 ny tanin’ny Gebalita+ sy i Libanona manontolo manandrify ny fiposahan’ny masoandro, hatrany Bala-gada+ eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata;+