1 Mpanjaka 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa nipai-bato ny mpanao tranon’i Solomona sy ny mpanao tranon’i Hirama ary ny Gebalita,+ sady nanomana ny hazo sy ny vato hanaovana ilay trano. Ezekiela 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ireo zokiolona efa za-draharaha sy ireo olona mahay, izay samy avy any Gebala,+ no mpanentsina an’izay loaka taminao.+ Ary tonga tao aminao daholo ny sambo avy any an-dranomasina sy ireo tantsambony, mba hanakalo entam-barotra.
18 Koa nipai-bato ny mpanao tranon’i Solomona sy ny mpanao tranon’i Hirama ary ny Gebalita,+ sady nanomana ny hazo sy ny vato hanaovana ilay trano.
9 Ireo zokiolona efa za-draharaha sy ireo olona mahay, izay samy avy any Gebala,+ no mpanentsina an’izay loaka taminao.+ Ary tonga tao aminao daholo ny sambo avy any an-dranomasina sy ireo tantsambony, mba hanakalo entam-barotra.