5 ny tanin’ny Gebalita+ sy i Libanona manontolo manandrify ny fiposahan’ny masoandro, hatrany Bala-gada+ eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata;+
9 Ireo zokiolona efa za-draharaha sy ireo olona mahay, izay samy avy any Gebala,+ no mpanentsina an’izay loaka taminao.+ Ary tonga tao aminao daholo ny sambo avy any an-dranomasina sy ireo tantsambony, mba hanakalo entam-barotra.