Mpitoriteny 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha dombo ny famaky nefa tsy rangitina,+ dia ho be kokoa ny hery tsy maintsy ampiasaina. Koa misy tombony ny fahendrena rehefa ampiasaina araka ny tokony ho izy.+
10 Raha dombo ny famaky nefa tsy rangitina,+ dia ho be kokoa ny hery tsy maintsy ampiasaina. Koa misy tombony ny fahendrena rehefa ampiasaina araka ny tokony ho izy.+