FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 31:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hofenoiko ny fanahiko* i Bezalila, mba hananany fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ary fahaizana asa tanana isan-karazany,+

  • 2 Tantara 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 zanakalahin’ny vehivavy iray taranak’i Dana, fa ny rainy kosa avy any Tyro. Havanana izy amin’ny asa momba ny volamena, volafotsy, varahina,+ vy, vato,+ hazo, volonondry volomparasy somary mena,+ kofehy manga,+ lamba tena tsara,+ kofehy mena antitra,+ nefa koa havanana amin’ny fanaovana sokitra+ isan-karazany sy ny famoronan-javatra+ isan-karazany izay ampanaovina azy. Hiara-miasa izy sy ireo olona mahay eo aminao, mbamin’ireo olona mahay notendren’ny rainao, dia i Davida tompoko.

  • Mpitoriteny 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara