2 Tantara 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nataony koa ny ridao,+ ka kofehy manga+ sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena, sy kofehy mena antitra, ary lamba tena tsara no nanaovany azy. Ary sarina kerobima no natao sorany.+
14 Nataony koa ny ridao,+ ka kofehy manga+ sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena, sy kofehy mena antitra, ary lamba tena tsara no nanaovany azy. Ary sarina kerobima no natao sorany.+