FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+

      Fa ara-drariny daholo ny lalany.+

      Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+

      Marina sy mahitsy izy.+

  • 1 Samoela 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa mitsangàna, fa hitsara anareo eo anatrehan’i Jehovah aho, ary hitantara aminareo ny zavatra ara-drariny+ rehetra nataon’i Jehovah taminareo sy ny razanareo.

  • Salamo 145:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ny vavan’izy ireo hiboiboika teny manambara ny hatsaran-toetranao.+

      Hihoby izy ireo, noho ny fahamarinanao.+

  • Mika 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mba tsarovy re,+ ry oloko, ny teti-dratsin’i Balaka mpanjakan’i Moaba e,+ sy ny teny navalin’i Balama zanak’i Beora azy.+ Hatrany Sitima+ no namonjeko anao ka hatrany Gilgala,+ mba ho fantatra ny zavatra ara-drariny nataon’i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara