Mpitsara 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hosarihako ho any aminao,+ any amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kisona,+ i Sisera+ lehiben’ny tafik’i Jabina,+ sy ireo kalesin’adiny mbamin’ny olony. Dia hatolotro eo an-tananao izy.’”+ Salamo 83:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ataovy toy ny nanaovanao ny Midianina+ sy Sisera+ izy ireo,Sy toy ny nanaovanao an’i Jabina+ teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kisona.+
7 Ary hosarihako ho any aminao,+ any amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kisona,+ i Sisera+ lehiben’ny tafik’i Jabina,+ sy ireo kalesin’adiny mbamin’ny olony. Dia hatolotro eo an-tananao izy.’”+
9 Ataovy toy ny nanaovanao ny Midianina+ sy Sisera+ izy ireo,Sy toy ny nanaovanao an’i Jabina+ teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kisona.+