8 Koa nalain’ireo telonjato lahy ny vatsy sy ny anjombona+ teny amin’ny olona. Dia nalefan’i Gideona hody tany an-tranony avy ny lehilahy israelita rehetra, fa ireo telonjato lahy kosa no nohazoniny. Ary ny tobin’ny Midianina dia teny ambanin’izay nisy an’i Gideona, teny amin’ny lemaka iva.+