FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa nantsoin’i Josoa zanak’i Nona ny mpisorona,+ ka nilazany hoe: “Raiso ny Vata misy ny fifanekena,+ ary mpisorona fito no handeha eo alohan’ilay Vata masin’i+ Jehovah ka hitondra anjombona fito vita amin’ny tandrok’ondry.”

  • Mpitsara 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nalain’ireo telonjato lahy ny vatsy sy ny anjombona+ teny amin’ny olona. Dia nalefan’i Gideona hody tany an-tranony avy ny lehilahy israelita rehetra, fa ireo telonjato lahy kosa no nohazoniny. Ary ny tobin’ny Midianina dia teny ambanin’izay nisy an’i Gideona, teny amin’ny lemaka iva.+

  • Mpitsara 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia nozarainy ho telo toko izy telonjato lahy, ka samy nomeny anjombona+ izy rehetra hotazoniny eny an-tanany, ary koa siny lehibe tsy nisy na inona na inona, sy fanilo hatao ao anatin’ireo siny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara