FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nifamory i Saoly sy ny olona rehetra niaraka taminy,+ ka nankeny an’ady. Nifamely tamin’ny sabatra ny Filistinina+ teny, ka vaky nandositra tao anatin’ny fisavoritahana be.

  • 2 Tantara 20:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa niady tamin’ireo mponin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ ny taranak’i Amona sy ny taranak’i Moaba, ka nandringana azy tanteraka sy nandripaka azy. Ary raha vao ripany avokoa ny mponin’i Seira, dia izy samy izy indray no nifandringana.+

  • Isaia 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Hampirisihiko hifamely ny Ejipsianina, ary samy hiady amin’ny rahalahiny avy sy amin’ny namany avy izy ireo, ka ny tanàna hiady amin’ny tanàna, ary ny fanjakana hiady amin’ny fanjakana.+

  • Ezekiela 38:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Hantsoiko hamely azy eny amin’ny tendrombohitro rehetra ny sabatra’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.+ ‘Dia samy hifamely sabatra ny mpirahalahy.+

  • Zakaria 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Ary hataon’i Jehovah mifanjevo izy rehetra+ amin’izany andro izany, ka samy hihazona ny tanan’ny namany avy izy ireo ary samy hanainga tanana hifamely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara