FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary mbola nitsoka ny anjombony+ foana izy telonjato lahy.+ Dia nataon’i Jehovah nifamely tamin’ny sabatra ny eran’ny toby.+ Koa nisy nandositra hatrany Beti-sita sy Zereraha ny tao an-toby, ka tonga hatrany amin’ny sisin’i Abela-mehola,+ any akaikin’i Tabata.

  • Ezekiela 38:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Hantsoiko hamely azy eny amin’ny tendrombohitro rehetra ny sabatra’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.+ ‘Dia samy hifamely sabatra ny mpirahalahy.+

  • Zakaria 11:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “‘Fa tsy hangoraka an’ireo mponina amin’ity tany ity intsony aho’,+ hoy i Jehovah. ‘Koa hatolotro eo an-tanan’ny namany avy+ sy eo an-tanan’ny mpanjakany+ ny olona. Dia horavan’izy ireo ity tany ity, nefa izaho tsy hamonjy na iza na iza eny an-tanany.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara