FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 33:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary i Jakoba niainga ho any Sokota.+ Ary nanorina trano izy, sady nanao trano rantsankazo ho an’ny biby fiompiny.+ Izany no antony nanaovany ny anaran’ilay toerana hoe Sokota.

  • Josoa 13:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 ary ny eny amin’ny lemaka ivan’i Beti-harama+ sy Beti-nimra+ sy Sokota+ sy Zafona, ary ny ambiny tamin’ny faritra nofehezin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona.+ Ary i Jordana no sisin-taniny hatreo amin’ny sisin’ny ranomasin’i Kinereta,+ dia ny sisiny eo ampita atsinanan’i Jordana.

  • Salamo 108:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Andriamanitra mihitsy no efa niteny, noho ny fahamasinany,+ hoe:

      “Hifaly aho, ary homeko ho anjaran’ny+ oloko i Sekema.+

      Horefesiko koa ny lemaka ivan’i Sokota.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara