11 Koa izaho ve dia haka ny mofoko+ sy ny ranoko ary ny henan’ny biby izay novonoiko sy norasarasaiko ho an’ny mpanety ondriko, ka hanome izany ho an’ny olona tsy fanta-piaviana?”+
16 nefa misy aminareo milaza aminy hoe: “Mirary soa e! Enga anie ka hafana sy ho voky tsara foana ianareo!”, kanefa tsy omenareo azy izay ilain’ny vatany, inona moa no soa azo avy amin’izany?+