Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona. Nomery 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Ny mpamaly ra+ no hamono ho faty an’ilay mpamono olona. Izy no hamono azy ho faty rehefa sendra azy.
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.
19 “‘Ny mpamaly ra+ no hamono ho faty an’ilay mpamono olona. Izy no hamono azy ho faty rehefa sendra azy.