FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 35:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho azon’ny mpamaly ra+ ianareo. Amin’izay dia tsy ho faty izay nahafaty olona, mandra-pitsaran’ny vahoaka azy.+

  • Deoteronomia 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Raha tsy izany dia hanenjika azy ny mpamaly ra,+ satria mbola mafana ny fony. Ary hahatratra azy izy satria lavitra ny lalana. Dia hamely azy* ho faty ilay mpamaly ra, na dia tsy voaheloka ho faty aza+ izy satria tsy nankahala an’ilay olona talohan’izay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara