FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 35:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho azon’ny mpamaly ra+ ianareo. Amin’izay dia tsy ho faty izay nahafaty olona, mandra-pitsaran’ny vahoaka azy.+

  • Nomery 35:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “‘Ny mpamaly ra+ no hamono ho faty an’ilay mpamono olona. Izy no hamono azy ho faty rehefa sendra azy.

  • Josoa 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa tsy hatolotr’izy ireo eo an-tanan’ny mpamaly ra izy raha enjehin’ny mpamaly ra.+ Tsy fanahy iniany mantsy ny namely nahafaty an’ilay namany, sady tsy nankahala azy izy talohan’izay.+

  • 2 Samoela 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary manohitra ny mpanompovavinao ny fianakaviana manontolo, ka miteny foana hoe: ‘Atolory ilay namely ny rahalahiny, mba hovonoinay ho faty noho ny amin’ny rahalahiny+ izay novonoiny.+ Ary aleo hofongoranay mihitsy ny mpandova!’ Dia hovonoin’izy ireo ny vainafoko sisa tavela, mba hahatonga ny vadiko tsy hanana anarana na taranaka intsony etỳ ambonin’ny tany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara