Nomery 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Ny mpamaly ra+ no hamono ho faty an’ilay mpamono olona. Izy no hamono azy ho faty rehefa sendra azy. Deoteronomia 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia handefa iraka ny anti-panahin’ny tanànany ka haka azy avy any, ary hanolotra azy eo an-tanan’ny mpamaly ra, ka hovonoina ho faty izy.+
19 “‘Ny mpamaly ra+ no hamono ho faty an’ilay mpamono olona. Izy no hamono azy ho faty rehefa sendra azy.
12 dia handefa iraka ny anti-panahin’ny tanànany ka haka azy avy any, ary hanolotra azy eo an-tanan’ny mpamaly ra, ka hovonoina ho faty izy.+