Mpitsara 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hoy ny lehilahy israelita tamin’i Gideona: “Aoka ianao ho mpitondra anay,+ dia ianao sy ny zanakao ary ny zafikelinao, satria namonjy anay teo an-tanan’ny Midianina ianao.”+
22 Dia hoy ny lehilahy israelita tamin’i Gideona: “Aoka ianao ho mpitondra anay,+ dia ianao sy ny zanakao ary ny zafikelinao, satria namonjy anay teo an-tanan’ny Midianina ianao.”+