Deoteronomia 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, ary maka izany ho fanananao sady efa monina ao,+ ka manao hoe: ‘Andeha aho mba hametraka mpanjaka hifehy ahy, sahala amin’ny firenena rehetra manodidina ahy’,+ Mpitsara 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Indray andro, hono, dia nandeha nanosotra an’izay ho mpanjakany ny hazo, ka hoy izy ireo tamin’ny hazo oliva:+ ‘Manjakà aminay.’+ 1 Samoela 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ratsy teo imason’i Samoela anefa ny tenin’izy ireo hoe: “Omeo mpanjaka izahay hitsara anay.” Koa nivavaka tamin’i Jehovah izy.+ 1 Samoela 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary rehefa hitanareo fa tonga hanafika anareo i Nahasy+ mpanjakan’ny taranak’i Amona, dia niteny tamiko foana ianareo hoe: ‘Tsia, fa tokony hisy mpanjaka hifehy anay.’+ I Jehovah Andriamanitrareo anefa no Mpanjakanareo+ hatramin’izay. Hosea 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Aiza àry izay mpanjakanao mba hamonjy anao any amin’ny tanànanao rehetra,+ ary aiza izay mpitsaranao? Fa ianao ihany no niteny hoe: ‘Omeo mpanjaka sy andriana izahay.’+
14 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, ary maka izany ho fanananao sady efa monina ao,+ ka manao hoe: ‘Andeha aho mba hametraka mpanjaka hifehy ahy, sahala amin’ny firenena rehetra manodidina ahy’,+
8 “Indray andro, hono, dia nandeha nanosotra an’izay ho mpanjakany ny hazo, ka hoy izy ireo tamin’ny hazo oliva:+ ‘Manjakà aminay.’+
6 Ratsy teo imason’i Samoela anefa ny tenin’izy ireo hoe: “Omeo mpanjaka izahay hitsara anay.” Koa nivavaka tamin’i Jehovah izy.+
12 Ary rehefa hitanareo fa tonga hanafika anareo i Nahasy+ mpanjakan’ny taranak’i Amona, dia niteny tamiko foana ianareo hoe: ‘Tsia, fa tokony hisy mpanjaka hifehy anay.’+ I Jehovah Andriamanitrareo anefa no Mpanjakanareo+ hatramin’izay.
10 “Aiza àry izay mpanjakanao mba hamonjy anao any amin’ny tanànanao rehetra,+ ary aiza izay mpitsaranao? Fa ianao ihany no niteny hoe: ‘Omeo mpanjaka sy andriana izahay.’+