Genesisy 36:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary izao no tantaran’i Esao, izany hoe Edoma:+ Nomery 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nandefa iraka avy teo Kadesy ho any amin’ny mpanjakan’i Edoma+ i Mosesy, hilaza hoe: “Izao no nolazain’i Israely rahalahinao:+ ‘Fantatrao tsara ny fahoriana rehetra nanjo anay.+ Deoteronomia 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary lazao amin’ny olona izao didy izao: “Efa handalo eo akaikin’ny sisin-tanin’ny taranak’i Esao rahalahinareo,+ izay monina any Seira,+ ianareo izao. Ary hatahotra anareo+ izy ireo, nefa mitandrema tsara.
14 Ary nandefa iraka avy teo Kadesy ho any amin’ny mpanjakan’i Edoma+ i Mosesy, hilaza hoe: “Izao no nolazain’i Israely rahalahinao:+ ‘Fantatrao tsara ny fahoriana rehetra nanjo anay.+
4 Ary lazao amin’ny olona izao didy izao: “Efa handalo eo akaikin’ny sisin-tanin’ny taranak’i Esao rahalahinareo,+ izay monina any Seira,+ ianareo izao. Ary hatahotra anareo+ izy ireo, nefa mitandrema tsara.