FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 14:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nokaofin’i Samsona ilay tantely ka nataony teo amin’ny felatanany, ary sady nandeha izy no nihinana.+ Rehefa tratrany ny ray aman-dreniny, dia nanomezany tamin’ilay tantely, ka nihinana. Ary tsy notenenin’i Samsona tamin’izy ireo hoe tao amin’ny fatin’ilay liona no nikaofany an’ilay tantely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara