FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary niakatra nankany amin-dravehivavy ireo andriana mpiray dinan’ny+ Filistinina, ka nanao taminy hoe: “Fetseo+ izy ka fantaro izay mahatonga azy hanana hery lehibe, ary ahoana no handresenay azy sy hamatoranay azy mba ho voafehinay izy. Dia samy hanome anao farantsa volafotsy zato sy arivo izahay.”+

  • Matio 26:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 ka niteny hoe: “Homenareo inona aho hamadihako azy ka hanolorako azy aminareo?”+ Nifanaraka taminy àry ireo fa hanome azy farantsa volafotsy telopolo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara