FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 “Alaivo ny Levita ho solon’ny lahimatoa rehetra amin’ny zanak’Israely, ary ny biby fiompin’ny Levita ho solon’ny biby fiompin’izy ireo. Dia ho ahy ny Levita.+ Izaho no Jehovah.

  • Josoa 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Efa nomen’i Mosesy teny ampitan’ny Reniranon’i Jordana mantsy ny lovan’ireo foko roa sy sasany.+ Tsy nomeny lova teo amin’izy ireo kosa ny Levita.+

  • Josoa 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa tsy manana anjara eo aminareo ny Levita,+ satria ny asa fisoronana ho an’i Jehovah no lovan’izy ireo.+ Ary i Gada sy Robena+ ary ny antsasaky ny fokon’i Manase+ dia efa naka ny lovany teny ampita atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, izay nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy.”+

  • Mpitsara 18:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Taorian’izay, dia natsangan’ny taranak’i Dana ho azy ireo ilay sary sokitra.+ Ary lasa mpisorona ho an’ny fokon’ny Danita i Jonatana+ zanak’i Gersoma,+ zanak’i Mosesy, dia i Jonatana sy ny zanany, mandra-pahatongan’ny andro nanaovana sesitany ny mponin’ilay tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara