- 
	                        
            
            2 Tantara 13:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
9 Moa ve ianareo tsy efa nandroaka ny taranak’i Arona izay mpisoron’i Jehovah,+ mbamin’ny Levita, ka nanendry mpisorona ho anareo, tahaka ny fanaon’ny firenen-kafa?+ Ary izay tonga nanolotra vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy fito mba hahazo ny fahefan’ny mpisorona, dia lasa mpisoron’izay tsy andriamanitra+ akory.
 
 -