FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 28:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hitahy anao ilay Andriamanitra Mahery Indrindra ka hanome taranaka anao, ary hataony maro be izany. Dia ho lasa firenena lehibe ianao.+

  • Genesisy 35:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona.

  • Genesisy 35:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ny naterak’i Rahely dia i Josefa sy Benjamina.

  • Genesisy 46:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ireo no zanakalahin’i Lea+ naterany tamin’i Jakoba tany Padana-arama, niampy an’i Dina+ zanany vavy. Telo amby telopolo ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra.

  • Genesisy 46:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ireo no zanakalahin’i Zilpa,+ ilay nomen’i Labana an’i Lea zanany vavy. Ireo no naterany tamin’i Jakoba. Enina ambin’ny folo izy* rehetra.

  • Genesisy 46:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ireo no zanakalahin’i Rahely naterany tamin’i Jakoba. Efatra ambin’ny folo izy* rehetra.

  • Genesisy 46:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ireo no zanakalahin’i Bilaha,+ ilay nomen’i Labana an’i Rahely zanany vavy. Ireo no naterany tamin’i Jakoba. Fito izy* rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara