Genesisy 29:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Rehefa hitan’i Jehovah fa nankahalaina i Lea, dia nataony izay hananany zanaka,*+ fa i Rahely kosa momba.+ 1 Samoela 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Momba ity zazalahy ity no nivavahako tamin’i Jehovah, mba hanomezany ahy izay nangatahiko taminy.+ Salamo 127:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lova avy amin’i Jehovah ny zanaka maro,+Ary valisoa ny aloaky ny kibo.+
31 Rehefa hitan’i Jehovah fa nankahalaina i Lea, dia nataony izay hananany zanaka,*+ fa i Rahely kosa momba.+
27 Momba ity zazalahy ity no nivavahako tamin’i Jehovah, mba hanomezany ahy izay nangatahiko taminy.+