FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa nivoady+ izy hoe: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô, raha mba jerenao tokoa ny fahorian’ny mpanompovavinao+ ka tsarovanao aho,+ ary tsy hadinoinao ny mpanompovavinao ka omenao zanakalahy, dia homeko an’i Jehovah izy mandritra ny androm-piainany ary tsy hokasihin-kareza ny lohany!”+

  • 1 Samoela 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy ny navalin’i Ely: “Mirary soa ho anao àry aho!+ Homen’ny Andriamanitry ny Israely anao anie izay nangatahinao taminy!”+

  • Salamo 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nomenao azy izay nirin’ny fony,+

      Ary tsy nolavinao izay notadiaviny.+ Sela.

  • Salamo 37:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Aoka koa ianao ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah,+

      Dia homeny anao izay irin’ny fonao.+

  • Salamo 66:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nandre ahy tokoa anefa Andriamanitra.+

      Nihaino ny vavaka nataoko izy.+

  • Matio 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Mangataha foana,+ dia homena ianareo. Mitadiava foana, dia hahita ianareo. Dondòny foana,+ dia hovohana ianareo.

  • 1 Jaona 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary raha fantatsika fa mihaino antsika izy na inona na inona angatahintsika,+ dia fantatsika fa ho azontsika izany, satria nangatahintsika taminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara