FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 18:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy ilay mpisorona tamin’ireo: “Mandehana soa aman-tsara, fa mitsinjo anareo i Jehovah amin’izao dianareo izao.”

  • 1 Samoela 25:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Koa noraisin’i Davida avy tamin’ny tanan-dravehivavy izay nentiny ho azy, ka hoy izy taminy: “Miakara soa aman-tsara+ ho any an-tranonao, fa efa nihaino ny teninao aho ka ekeko ny fangatahanao.”+

  • Marka 5:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia hoy izy tamin-dravehivavy: “Ny finoanao no nahasitrana anao, anaka. Mirary soa ho anao aho,+ ary ho sitrana amin’iny aretina nampijaly anao iny anie ianao!”+

  • Lioka 7:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Hoy anefa izy tamin-dravehivavy: “Ny finoanao no efa namonjy anao.+ Mirary soa ho anao aho.”+

  • Lioka 8:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Hoy anefa i Jesosy taminy: “Ny finoanao no nahasitrana anao,+ anaka. Mirary soa ho anao aho!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara