1 Samoela 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy ny navalin’i Ely: “Mirary soa ho anao àry aho!+ Homen’ny Andriamanitry ny Israely anao anie izay nangatahinao taminy!”+ Jaona 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fiadanana no avelako ho anareo. Omeko anareo ny fiadanako.+ Tsy tahaka ny fomba fanomezan’izao tontolo izao no anomezako azy anareo. Aoka tsy hitebiteby na hatahotra ny fonareo.
17 Dia hoy ny navalin’i Ely: “Mirary soa ho anao àry aho!+ Homen’ny Andriamanitry ny Israely anao anie izay nangatahinao taminy!”+
27 Fiadanana no avelako ho anareo. Omeko anareo ny fiadanako.+ Tsy tahaka ny fomba fanomezan’izao tontolo izao no anomezako azy anareo. Aoka tsy hitebiteby na hatahotra ny fonareo.