Matio 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nihodina i Jesosy ka nahita azy, dia nilaza hoe: “Mahereza, anaka! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ravehivavy.+ Lioka 8:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Hoy anefa i Jesosy taminy: “Ny finoanao no nahasitrana anao,+ anaka. Mirary soa ho anao aho!”+ Efesianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izany hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izany tokoa no namonjena anareo, noho ny finoanareo.+ Ary tsy avy aminareo izany,+ fa fanomezan’Andriamanitra.+
22 Ary nihodina i Jesosy ka nahita azy, dia nilaza hoe: “Mahereza, anaka! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ravehivavy.+
8 Izany hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izany tokoa no namonjena anareo, noho ny finoanareo.+ Ary tsy avy aminareo izany,+ fa fanomezan’Andriamanitra.+