Marka 10:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Ary hoy i Jesosy: “Mandehana, ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Ary tonga dia nahita indray ralehilahy,+ ka nanomboka nanaraka azy teny an-dalana.+ Lioka 7:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Hoy anefa izy tamin-dravehivavy: “Ny finoanao no efa namonjy anao.+ Mirary soa ho anao aho.”+ Lioka 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoy koa izy taminy: “Mitsangàna ka mandehana. Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Lioka 18:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Koa hoy i Jesosy: “Aoka ianao hahita indray, ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Asan’ny Apostoly 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nihaino an’i Paoly nandaha-teny izy. Koa nibanjina azy i Paoly ary nahita fa nanam-pinoana+ izy ka azo nositranina.
52 Ary hoy i Jesosy: “Mandehana, ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Ary tonga dia nahita indray ralehilahy,+ ka nanomboka nanaraka azy teny an-dalana.+
9 Nihaino an’i Paoly nandaha-teny izy. Koa nibanjina azy i Paoly ary nahita fa nanam-pinoana+ izy ka azo nositranina.