Lioka 1:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Ren’ny mpiara-monina taminy sy ny havany fa lehibe tokoa ny famindram-po nasehon’i Jehovah+ taminy, ka niara-niravoravo taminy ireo.+ Romanina 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Miaraha mifaly amin’izay mifaly,+ ary miaraha mitomany amin’izay mitomany.
58 Ren’ny mpiara-monina taminy sy ny havany fa lehibe tokoa ny famindram-po nasehon’i Jehovah+ taminy, ka niara-niravoravo taminy ireo.+