Genesisy 46:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era+ sy Onana+ sy Sela+ sy Pereza+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+ Ary ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona+ sy Hamola.+ Nomery 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ireto avy ny taranak’i Pereza: Avy tamin’i Hezrona+ ny fianakavian’ny Hezronita, avy tamin’i Hamola+ ny fianakavian’ny Hamolita. 1 Tantara 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona sy Hamola.+
12 Ary ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era+ sy Onana+ sy Sela+ sy Pereza+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+ Ary ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona+ sy Hamola.+
21 Ireto avy ny taranak’i Pereza: Avy tamin’i Hezrona+ ny fianakavian’ny Hezronita, avy tamin’i Hamola+ ny fianakavian’ny Hamolita.