Genesisy 38:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah+ anefa i Era lahimatoan’i Joda, ka novonoin’i Jehovah ho faty.+ Genesisy 38:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ratsy teo imason’i Jehovah izay nataony,+ ka novonoiny ho faty koa izy.+
7 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah+ anefa i Era lahimatoan’i Joda, ka novonoin’i Jehovah ho faty.+