Deoteronomia 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hilaza amin’ny anti-panahin’ny tanànany ireo hoe: ‘Mafy loha sy manohitra ity zanakay ity, ary tsy mihaino ny teninay+ fa tendan-kanina+ sy mamo lava.’+ Galatianina 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Miharihary ny asan’ny nofo,+ dia fijangajangana,+ fahalotoana, fitondran-tena baranahiny,+ 1 Petera 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+
20 Ary hilaza amin’ny anti-panahin’ny tanànany ireo hoe: ‘Mafy loha sy manohitra ity zanakay ity, ary tsy mihaino ny teninay+ fa tendan-kanina+ sy mamo lava.’+
12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+