13 Aoka isika hitondra tena tsara+ toy ny amin’ny andro, ka hifady ny lanonana feno filibana sy ny fibobohan-toaka,+ ny firaisana ara-nofo tsy ara-dalàna sy ny fitondran-tena baranahiny,+ ary ny fifamaliana+ sy ny fialonana.
10 na mpangalatra, na olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ na mpimamo,+ na mpanevateva, na mpanao an-keriny, dia tsy handova ny fanjakan’Andriamanitra.+