FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “‘Raha misy vehivavy nanaovan-dehilahy firaisana ka nandefasany tsirinaina, dia handro amin’ny rano izy ireo. Haloto+ mandra-paharivan’ny andro izy ireo.

  • Deoteronomia 23:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha misy lehilahy tsy madio eo aminao, satria nivoaka tsirinaina+ tamin’ny alina, dia aoka izy hankany ivelan’ny toby. Tsy mahazo mankao an-toby izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara