Ohabolana 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+ Ohabolana 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny vokatry ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’i Jehovah dia harena sy voninahitra ary fiainana.+
12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+
4 Ny vokatry ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’i Jehovah dia harena sy voninahitra ary fiainana.+