1 Samoela 15:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala+ aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+ 2 Samoela 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sy toy ny tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hifehy ny Israely oloko. Ary hataoko mandry feizay eo anivon’ny fahavalonao rehetra ianao.+ “‘“Ary nolazain’i Jehovah taminao fa hanome taranaka+ anao i Jehovah. 1 Mpanjaka 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 dia hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakanao eo amin’ny Israely, araka izay nampanantenaiko an’i Davida rainao hoe: ‘Hisy olona avy amin’ny taranakao foana hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely.’+
28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala+ aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+
11 sy toy ny tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hifehy ny Israely oloko. Ary hataoko mandry feizay eo anivon’ny fahavalonao rehetra ianao.+ “‘“Ary nolazain’i Jehovah taminao fa hanome taranaka+ anao i Jehovah.
5 dia hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakanao eo amin’ny Israely, araka izay nampanantenaiko an’i Davida rainao hoe: ‘Hisy olona avy amin’ny taranakao foana hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely.’+